Misy Kominote  10 amin'ny diosezy 5
  • Diosezin'ny FENOARIVO ATSINANANA
  • Diosezin' ANTANANARIV0
  • Diosezin’ ANTSIRANANA
  • Diosezin'ny MANANJARY
  • Diosezin'ny MORAMANGA

 

Fihaonan'ny mpiandraikitra ny kominote taona 2016

 

Asa sy fiainana any Madagasikara : kominote Berafia (Antsiranana)

 

Voninkazo (Bougainvilliers) hita any avaratra 


Endriky ny fiainan'ny kominote

 

Asa fanompoana eo anivon'ireo marary  hoditra :

fitsaboana sy fikarakarana marary

 

Fankalazana ny andron'ny marary hoditra maneran-tany (Berafia)




    "Ho tonga miaraka masera Prado"   Sori-dàlana A.G. 2015
fampisehoana ny fahasamihafana ara-koltoraly

 

 

               Ekipa mamolavola ny fanabeazana ny tanora

 

 

Mandray taxi brousse tahaka ny rehetra

 

 

 

 

 

 


Famehezan-tena nataon'i Marthe, Jocelyne ary Célestine
                           4 août 2013 tany Madagasikara


 

"Tsy misy mahasaraka antsika

amin'ny fitiavan'i Kristy" (soratra amin'ny mofomamy)

 

                                          

       Tsodranon'ny ray aman-drenin'ny

              masera 3 mirahavavy


      Fankalazana ny famehezan-tena
 

 

   

                  Fety sy sahoby ...